Hijery ny anatiny

Ny Lalan’ny Fitiavana

Ny Lalan’ny Fitiavana

Jereo ato fa nasehon’i Jesosy antsika hoe ahoana izany hoe tia havana sy tia olona izany.

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (FIHIRANA)

“Ity no Lalana” (Hira 54)

Inona no tokony hataonao raha te hihaino an’Andriamanitra sy hanaraka ny dian’i Jesosy ianao?

ANDIAN-DAHATSORATRA

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.