Hijery ny anatiny

KILALAON-TSARY

Iza no Nifidy Hanompo An’i Jehovah?

Ampifanitsio amin’ireo olona voaresaka ao amin’ny Baiboly ny mombamomba azy. Fantaro hoe iza no nifidy hanompo an’Andriamanitra.