Hijery ny anatiny

Famintinana ny Baiboly

Famintinana ny Baiboly

Ny Baiboly no boky miely indrindra hatramin’izay, ary betsaka ny olona tia azy. Mety hieritreritra ihany anefa ianao hoe inona no tena resahin’io boky malaza io.

Manampy anao hahazo ny loha hevitry ny Baiboly manontolo ilay bokikely hoe Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly? Famintinana ny Baiboly no ho hitanao ao, manomboka amin’ny tantaran’ny famoronana ao amin’ny Genesisy, ka hatrany amin’ny fampanantenana hoavy tsara be resahin’ny bokin’ny Apokalypsy. Hita ao koa ny taona manan-tantara ao amin’ny Baiboly, ary misy sary tsara tarehy sy fanontaniana mampieritreritra ao.

Vakio ato amin’ny Internet ilay bokikely hoe Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly?