Hijery ny anatiny

KILALAO ARA-BAIBOLY

Tsy May Nefa Natsipy tao Anaty Lafaoro Mirehitra

Makà lesona amin’ny tantaran’i Sadraka, Mesaka, ary Abednego. Adikao ity fampiasana ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.