Hijery ny anatiny

Tantaran’ny Baiboly

Ahoana no Nahatongavan’ny Baiboly Hatratỳ Amintsika?

Afaka matoky isika hoe tonga hatratỳ amintsika ny hevitra rehetra tao amin’ny Baiboly tany am-boalohany.

Iza no Nanao An’ireo Toko sy Andininy ao Amin’ny Baiboly?

Nahoana no lasa be mpitia ilay fomba nizarana an’ireo toko sy andininy?

Nisy Nitady Hamongotra Izy Io

Betsaka ny mpitondra fanjakana sy mpitondra fivavahana tsy namela ny olona hanana na hamokatra na handika Baiboly. Tsy nisy nahomby anefa izy ireo.

Mahagaga fa Mbola Misy Hatramin’izao ny Baiboly

Betsaka no niezaka nanafoana ny Baiboly, nefa mbola misy foana izy io hatramin’izao. Nahoana?

Tena Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly?

Tokony hiavaka ny Baiboly raha Andriamanitra no nampanoratra azy.

Niova ve ny Baiboly?

Efa nisy hatramin’ny ela be ny Baiboly. Nahoana anefa isika no matoky hoe marina tsara izy io fa tsy niova?

Nisy Nitady Hanova ny tao Anatiny

Nisy nitady hanova ny tao anatin’ny Baiboly. Tsy nahomby anefa izy ireo. Nahoana?