Hijery ny anatiny

Fanorenana Efitrano Fanjakana any Amin’ny Toerana Mitokana

Fanorenana Efitrano Fanjakana any Amin’ny Toerana Mitokana

Nisy Efitrano Fanjakana iray naorina tany amin’ny nosy kely any amin’ny 25 kilaometatra miala ao Terre-Neuve, any Kanada. Nisy iray hafa koa naorina tany Happy Valley-Goose Bay, any Labrador. Vavolombelon’i Jehovah no nanorina azy ireo an-tsitrapo ary nozarazaraina ho ekipa maromaro izy ireo.