Fiainana ao Amin’ny Betela

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

Mahay Mamonjy Trano May Daholo ry Zareo!

Soa ihany fa nisy an’ilay fiofanana, satria nisy trano saika nirehitra tao amin’ilay sampana.

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

Mahay Mamonjy Trano May Daholo ry Zareo!

Soa ihany fa nisy an’ilay fiofanana, satria nisy trano saika nirehitra tao amin’ilay sampana.

An’arivony ny Olona Mitsidika ny Sampan’i Amerika Afovoany

Misy manao ezaka be mba hitsidihana ny biraon’ny sampana. Be dia be koa ny avy any lavitra ka manofa bisy. Ahoana no fahitan’ny tanora sy ankizy an’ilay fitsidihana?

Varavarana Misokatra tao Steinfels

Nanao varavarana misokatra ny biraon’ny sampan’i Eoropa Afovoany, izay nanasana ny olona teny amin’ny manodidina sy ny mpandraharaha ary ny manam-pahefana. Ny foto-kevitr’izy io dia hoe “30 Taona tao Selters.” Inona no nolazain’ny sasany tamin’ireo mpitsidika 3000?

Fampirantiana Baiboly Tena Miavaka

Nampahafantarin’i Jehovah Andriamanitra tamin’ny olombelona ny anarany. Jereo ato hoe ahoana no nahatonga ny anaran’Andriamanitra ho hita ao amin’ny Baiboly foana.

Manasa Anao Izahay Hitsidika ny Betela any Etazonia

Anisan’ny tsidihina ny Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny biraon’ny sampan’i Etazonia.

Ilay Dia Tsy Hay Hadinoina

Nandresy vato misakana maro i Marcellus mba hitsidihana ny biraon’ny sampan’i Etazonia sady foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah. Very maina ve izany?

Dimampolo Taona Tany Wallkill

Tantarain’i George Couch ato ny fomba nahazoan’ny Vavolombelon’i Jehovah toeram-pambolena faharoa, antsoina hoe Watchtower Farms, tsy lavitra an’i New York.

Ho Vita ao Anatin’ny Roa Volana Ihany Ve?

Niala tamin’ireo tranobe dimy, izay mitovy velarana amin’ny kianja 11, ny Vavolombelon’i Jehovah. Ahoana no nataony mba ho tafala tao, tao anatin’ny 2 volana?

Veloma ry 117 Adams Street

Mitantara ny fifaliany tamin’izy ireo nanao pirinty tao amin’io toerana malaza ao Brooklyn io ireo niasa tao taloha.

Feno 50 Taona Sahady ny Toeram-pambolen’ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ato fa nandroso be ny toeram-pambolena sy fiompian’ny Vavolombelon’i Jehovah nandritra ny 50 taona, ka nanampy be azy ireo hamita ny fampianarana Baiboly ataony maneran-tany.

Toeram-piompiana Iray Nefa Iveloman’ny Olona An-tapitrisany

Manome fahafaham-po olona an-tapitrisany ilay Toeram-pambolena sy Fiompian’ny Vavolombelon’i Jehovah any New York. Amin’ny fomba ahoana?

Mpianatra Nitsidika ny Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah any Meksika

Nitsidika ny biraon’ny sampanay ny mpianatry ny oniversite ao Meksika, ao amin’ny sampam-pampianarana mandalina ny fitehirizam-boky. Nisy nilaza hoe nanampy azy tsy hitsara an-tendrony izany.

Sasana ao Amin’ny Betela Daholo na Lamba Fanadiovana na Akanjo Mihaja

Tsy mitsitsy fotoana sy hery hanasana lamba ireo tanora any amin’ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Etazonia. Lamba 1 800 taonina eo ho eo isan-taona no sasan’izy ireo.

Video: Ilay Soratra Efa teo Hatry ny Ela

Fantaro bebe kokoa ny momba an’ilay soratra malaza hoe Watchtower any New York.

Veloma ry Bossert Hotel ao Brooklyn, New York

Namidin’ny Vavolombelon’i Jehovah ilay trano misy rihana 14. Fantaro ny tantaran’io trano tsara tarehy io.

Watchtower—Ilay Soratra Fahitan’ny Olona any Brooklyn

Efa 40 taona mahery izay ny mponin’i New York no zatra mahita an’ilay soratra eo an-tampon’ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Natambatra ny Biraon’ny Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ny antony roa mahatonga anay hanambatra biraon’ny sampana 20 mahery.