Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra


Tianao ve ny zavatra nianaranao tato?

Tianao ve ny zavatra nianaranao tato?

Te hahafantatra bebe kokoa an’izay ampianarin’ny Baiboly ve ianao?

Lesona vitsivitsy fotsiny no hitanao tato, fa mbola betsaka no azonao ianarana ao amin’ilay boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!​—Fianarana Baiboly Natao ho Anao.

Maimaim-poana io boky io ary tsy andoavam-bola ny fianarana azy. Faly izahay hiara-mianatra aminao, amin’ny fotoana sy toerana mety aminao.

Betsaka ny foto-kevitra hianaranao ao, anisan’izany ireto:

  • Inona no antony namoronana antsika?

  • Ahoana no atao raha te hilamin-tsaina?

  • Inona no mahasambatra ny fianakaviana?

  • Inona no ampanantenain’ny Baiboly?

Raha te hahazo an’ilay boky sy hanohy hianatra Baiboly ianao, dia miresaha amin’ny Vavolombelon’i Jehovah na mandefasa fangatahana ao amin’ny jw.org.