Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Afaka Manome Anao Mihoatra Lavitra Noho Izany i Jehovah”

“Afaka Manome Anao Mihoatra Lavitra Noho Izany i Jehovah”

Nanakarama miaramila i Amazia mba hiady tamin’ny fahavalon’Andriamanitra (2Ta 25:5, 6)

Nisy lehilahin’Andriamanitra nanoro hevitra an’i Amazia mba hampody an’ireo miaramila (2Ta 25:7, 8; it “Joasy” § 17)

Afaka nanome an’i Amazia mihoatra lavitra noho izay vola nafoiny i Jehovah (2Ta 25:9, 10)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona ny sorona azoko atao mba hanompoana an’i Jehovah bebe kokoa? Inona ny fitahiana ho azoko raha manao an’izany aho?’ ​—Ml 3:10; w21.08 30 § 16.