Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

MIFOHAZA! No. 3 2020 | Vahaolana Amin’​ny Fanavakavahana

Mora amintsika ny mahita hoe manavakavaka ny hafa. Mety ho efa hoatr’izany koa anefa isika, fa sarotra amintsika ny mahita an’ilay izy.

Andeha isika handinika torohevitra vitsivitsy hanampy antsika tsy hanavakavaka.

 

Manavakavaka ve Ianao?

Ahoana no amantarana hoe efa manavakavaka isika?

Fantaro ny Tena Zava-misy

Mety tsy ho tiatiantsika ny hafa, rehefa tsy mahafantatra ny tena marina momba azy isika. Manamarina an’​izany ny tantaran’​ny lehilahy iray, izay nanao miaramila taloha.

Miezaha Hangoraka

Inona no vokany raha tsy mahay mangoraka isika?

Ekeo hoe Manana ny Mampiavaka Azy ny Hafa

Mety hanavakavaka ny olona manambony tena. Inona àry ny vahaolana?

Ataovy Isan-karazany ny Namanao

Ho hitanao ato hoe mahasoa ny manana namana isan-karazany.

Miezaha Haneho Fitiavana

Tsy hanavakavaka intsony ianao raha maneho fitiavana. Jereo ato ny zavatra sasany azonao atao mba hanehoana fitiavana.

Vahaolana Maharitra

Inona ny zavatra efatra hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hanesorana ny fanavakavahana?

Tsy Nanavakavaka Intsony Izy Ireo

Misy video telo ato mampiseho hoe inona no nanampy ny olona sasany tsy hanavakavaka intsony.