Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 3 2018 | Tia Anao ve Andriamanitra?

TIA ANAO VE ANDRIAMANITRA?

Rehefa misy loza mitranga na misy olona mijaly na maty, dia mety ho lasa saina ianao hoe mba mahita ny fijaliantsika ihany ve Andriamanitra. Milaza ny Baiboly hoe:

“Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany, fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”—1 Petera 3:12.

Resahin’ity gazety ity fa tena manampy antsika Andriamanitra. Hazavainy ato koa hoe inona no hataony mba hanafoanana ny zavatra rehetra mampijaly antsika.

 

‘Fa Inona Fotsiny no Nataony?’

Efa nisy loza nitranga taminao ve ka lasa saina ianao raha tena tia anao Andriamanitra?

Mba Mijery Anao ve Izy?

Inona no manaporofo fa tia antsika Andriamanitra sady mitady izay hahasoa antsika?

Mahafantatra An’izay Manjo Anao ve Izy?

Mahafantatra tsara antsika sy ny fototarazontsika Andriamanitra. Fantany amin’ny an-tsipiriany àry isika.

Mba Malahelo Anao ve Izy?

Manome toky antsika ny Baiboly fa mijery antsika Andriamanitra, mahafantatra ny manjo antsika, ary malahelo antsika.

Sazy avy Amin’Andriamanitra ve ny Fijaliana?

Tsy mampiasa aretina na loza na zavatra hafa Andriamanitra, mba hanasaziana olona noho ny fahotany.

Iza no Tokony Homena Tsiny?

Miresaka antony telo mahatonga ny fijaliana ny Baiboly.

Kely Sisa dia Tsy Hisy Intsony ny Fijaliana

Inona no porofo fa tsy ho ela Andriamanitra dia hanafoana ny fijaliana sy ny tsy rariny?

Handray Soa Ianao Rehefa Fantatrao hoe Tia Anao Izy

Manome toky ny Baiboly fa ho tsara be ny fiainantsika amin’ny hoavy.

Tsy Miraharaha ny Fijaliantsika ve Andriamanitra?

Tsy miraharaha ny fijaliantsika ve Andriamanitra? Jereo ato amin’ireto andininy ireto ny valiny.