NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 2 2019 | Mbola Misy Dikany ve ny Fiainana?

Mila tsy ho zakanao ve ny olana mahazo anao, ka lasa mieritreritra ianao hoe tsy misy dikany ny fiainana?

Rehefa Mafy Loatra ny Manjo Anao

Mbola misy dikany ny fiainana na dia mafy aza ny manjo.

Raha Niharan’ny Loza Ianao

Dieny izao ny Baiboly dia efa manampy anao tsy ho kivy, raha niharan’ny loza ianao.

Rehefa Maty ny Olona Akaiky Anao

Misy torohevitra dimy hanampy anao ato, raha maty ny olona akaiky anao.

Raha Nivadika Taminao ny Vadinao

Betsaka no nahita hoe tena nampahery azy ireo ny Baiboly.

Rehefa Marary Mafy Ianao

Jereo ato hoe inona no nanampy ny olona sasany hizaka ny aretiny.

Rehefa Tsy Te ho Velona Intsony Ianao

Kivy be ve ianao ka te hamono tena? Iza no afaka manampy anao?

Tena MISY DIKANY ny Fiainana

Mety tsy ho azon’ny olona ny zavatra iainanao. Sarobidy amin’Andriamanitra anefa ianao ary vonona hanampy anao izy.

‘Miahy Anao Izy’

Afaka mampahery anao ireto andinin-teny ireto.