NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jolay 2015

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 31 Aogositra ka hatramin’ny 27 Septambra 2015.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Rosia

Vakio ny tantaran’ny Kristianina mpitovo sy manambady manitatra faritany any Rosia. Lasa mitoky kokoa amin’i Jehovah izy ireo.

Hatsarao Ilay Paradisa Ara-panahy

Iray ihany ve ny paradisa ara-panahy sy ny tempoly ara-panahy? Inona ilay paradisa hitan’i Paoly tany amin’ny “lanitra fahatelo”?

Manompoa An’i Jehovah na Amin’ny “Andro Mahory” Aza

Inona no hanampy anao hanana finoana matanjaka sy hazoto hanompo foana? Diniho ny ohatry ny zokiolona fahiny, izay falifaly nanompo an’i Jehovah.

“Efa Manakaiky ny Fanafahana Anareo”

Inona no hafatra hotorina aorian’ny fanombohan’ny fahoriana lehibe? Inona no hitranga amin’ny voahosotra amin’io fotoana io?

Tsy mba Misy Mahamarika ve ny Asanao?

Hitan’i Jehovah ny asantsika na dia toa tsy misy mahita aza. Manampy antsika hahalala izany ny tantaran’i Bezalila sy Oholiaba.

Aza Mivadika Amin’ilay Fanjakana Mihitsy!

Inona no fiomanana azon’ny Kristianina atao raha tsy te hivadika amin’i Jehovah sy ny Fanjakany izy?

Hajao ny Trano Fivavahantsika

Ahoana no ampisehoantsika fa manaja ny trano fivavahantsika isika? Ahoana no ahazoana vola hanamboarana sy hikojakojana azy ireny?

Fantatrao Ve?

Milaza ny Baiboly fa be ala ny faritra sasany tamin’ny Tany Nampanantenaina. Tsy misy ala anefa any ankehitriny. Mitombina ve izany ny voalazan’ny Baiboly?