NY TILIKAMBO FIAMBENANA Aprily 2011

MATOAN-DAHATSORATRA

Iza Marina moa i Jesosy Kristy?

Ho hitanao ato fa tena misy vokany lehibe eo amin’ny tantaran’olombelona ny fisian’i Jesosy.

MATOAN-DAHATSORATRA

Avy Aiza i Jesosy?

Fantaro hoe taiza i Jesosy no teraka, taiza izy no lehibe, ary avy aiza no tena fiaviany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Nataon’i Jesosy?

Nahoana no zava-dehibe tamin’i Jesosy ny nanao ny sitrapon’Andriamanitra, ary ahoana no nanaovany an’izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana no Maty i Jesosy?

Nahoana i Jesosy no tsy maintsy nijaly sy maty? Handray soa ianao raha mahalala ny valin’izany.