NY TILIKAMBO FIAMBENANA Jona 2013 | Rahoviana no Tsy Hisy Intsony ny Fanavakavahana?

Andriamanitra ihany no afaka mamongotra ny fanavakavahana. Rahoviana no hitranga izany, ary amin’ny fomba ahoana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Olana Eran-tany ny Fanavakavahana

Inona no atao hoe fanavakavahana? Mahakasika ny tsirairay izy io, ary fahita eran-tany. Nahoana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Rahoviana no Tsy Hisy Intsony ny Fanavakavahana?

Vakio ato fa dieny izao ny Baiboly dia efa manampy ny olona tsy hanavakavaka. Rahoviana no ho fongotra ny fanavakavahana?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

“Tsy Mizaha Tavan’olona” i Jehovah

Henoin’Andriamanitra ny vavaky ny mpanompony rehetra, na inona na inona volon-kodiny, na firenena niaviany, na saranga misy azy. Nahoana isika no milaza izany?

Zava-tsarobidy Tsy Hita Hatry ny Ela

Fantaro hoe ahoana no nahitana ny fandikan-teny géorgien tranainy indrindra.

Mety ve ny Mivavaka Amin’ny Olo-masina?

Mety sa tsia ny mivavaka amin’ny olo-masina? Tokony hatahotra hiresaka amin’Andriamanitra ve isika? Ho hitanao ato ny valiny resahin’ny Baiboly.

AMPIANARO NY ZANAKAO

Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Jiolahy Iray?

Nampanantena i Jesosy, tamin’izy efa ho faty, fa hiaina ao amin’ny Paradisa ny jiolahy iray. Inona no tiany holazaina, ary hanao ahoana io Paradisa io?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Tsy mety misy fiadanana eto an-tany, na eo aza ny ezaka ataon’ny olombelona. Nahoana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Manaja ny Fivavahana Hafa ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe nahoana ny fanajana no mampiavaka ny tena Kristianina.