NY TILIKAMBO FIAMBENANA Desambra 2014 | Azo Atao ve ny Minamana Amin’Andriamanitra?

Sarotra hatonina ve Andriamanitra, araka ny hevitrao? Efa nieritreritra ve ianao hoe azo atao ny minamana aminy sa tsia?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mahatsapa ho Akaiky An’Andriamanitra ve Ianao?

Olona an-tapitrisany no resy lahatra fa mandray azy ho namana Andriamanitra.

MATOAN-DAHATSORATRA

Fantaro ny Anaran’Andriamanitra ary Ampiasao

Nampahafantarin’Andriamanitra antsika ny anarany. Hoy izy: “Izaho no Jehovah! Izany no anarako.”

MATOAN-DAHATSORATRA

Miresaha Amin’Andriamanitra

Miresaka amin’Andriamanitra isika rehefa mivavaka, fa ahoana kosa no hihainoantsika azy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ataovy Izay Asain’Andriamanitra Ataonao

Mila mankatò an’Andriamanitra isika. Ampy ve anefa izany raha te ho namany isika?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tsy Misy Zavatra Tsara Noho Izany!

Ho akaiky an’Andriamanitra ianao raha manaraka an’ireo dingana telo ato.

Timgad, Ilay Tanàn-dehibe Fahiny

Nanao tetika ny Romanina mba tsy hiadiana tamin’ny foko mpifindrafindra monina tany Afrika Avaratra. Inona izany tetika izany?

MANONTANY NY MPAMAKY

Inona no Marina Momba ny Krismasy?

Mety ho gaga ianao rehefa mahita ny valin’izany.

“Mahatsindry Fo ny Olona Raha Lalin-tsaina”

Manampy antsika hifehy hatezerana ny zava-nitranga tamin’i Davida mpanjakan’ny Israely.

Tokony Hindram-bola ve Aho?

Hanampy anao hahalala ny valin’izany ny Baiboly.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Ahoana no hampianaranao Baiboly ny zanakao?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Hery Fotsiny ve Andriamanitra?

Milaza ny Baiboly fa namorona ny zava-drehetra Andriamanitra. Mba miraharaha antsika ve anefa izy?