NY TILIKAMBO FIAMBENANA Desambra 2015 | Fantatrao ve Izay Lazain’ny Baiboly?

Efa nieritreritra ve ianao hoe: ‘Nahoana no sarotra ny mahazo izay voalaza ao amin’ny Baiboly?’

MATOAN-DAHATSORATRA

Ilaina ve ny Mahazo Izay Lazain’ny Baiboly?

Olona maro no manaja ny Baiboly, saingy tsy fantatr’izy ireo akory hoe tena mahasoa izy io.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mora Azo ny Zavatra Lazain’ny Baiboly

Natao ho azon’ny olon-drehetra ny zavatra voalaza ao amin’ny Baiboly. Diniho ireo zavatra efatra manaporofo an’izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Iza no Afaka Manampy Anao?

Raha tena natao ho azon’ny olona izay voalaza ao amin’ny Baiboly, nahoana ianao no mbola mila olona hanampy anao hianatra azy io?

Tsy Hisy Intsony ve Indray Andro any ny Olona Mihatsaravelatsihy?

Fahita ny olona mihatsaravelatsihy, na eo amin’ny resaka politika izany na fivavahana na varotra. Inona no vokatr’izany aminao? Lasa leo be ve ianao?

Fantatrao Ve?

“Avy tamin’ny firenena rehetra” tokoa ve ireo Jiosy tonga tao Jerosalema, tamin’ny Pentekosta 33? Taiza ny Jiosy no nipetraka rehefa nisy fety tany Jerosalema?

I Petera ve no Papa Voalohany?

Inona no dikan’ilay tenin’i Jesosy hoe: “Hianao no Piera (vato), ary eo ambonin’izany vatolampy izany no hanorenako ny Egliziko”?

MANONTANY NY MPAMAKY

Inona no Maharatsy ny Krismasy?

Tsy maninona ve ny mankalaza Krismasy, na dia avy amin’ny fetin’ny mpanompo sampy aza izy io?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Nahoana Andriamanitra no tia an’ireo olona manaiky ny fahamarinana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mifanaraka Amin’ny Siansa ve ny Baiboly?

Misy zavatra tsy mifanaraka amin’ny siansa ve ao amin’ny Baiboly?