Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HIRA 140

Tonga Ihany Ilay Fiainana Mandrakizay!

Tonga Ihany Ilay Fiainana Mandrakizay!

(Jaona 3:16)

  1. 1. Etsy ange, mba saintsaino hoe

    Mpianakavy miara-paly,

    Tsisy hoe marary, lavorary.

    Dify izay nampijaly!

    (FIVERENANA)

    Hirao sy kaloy foana,

    Saintsaino ilay fotoana.

    F’indray andro any, ho avy izany,

    Dia io fa tonga ihany!

  2. 2. ’Reo be taona, mba nanahoana?

    Efa niova tsy toy ’zany.

    Tsara tarehy, kanto anie,

    Endrey ny hatanorany!

    (FIVERENANA)

    Hirao sy kaloy foana,

    Saintsaino ilay fotoana.

    F’indray andro any, ho avy izany,

    Dia io fa tonga ihany!

  3. 3. Paradisa no iainantsika,

    Ka Jehovah no derao.

    Raha mbola miaina, velon’aina,

    Izy no ankasitraho!

    (FIVERENANA)

    Hirao sy kaloy foana,

    Saintsaino ilay fotoana.

    F’indray andro any, ho avy izany,

    Dia io fa tonga ihany!