Hijery ny anatiny

Hatrany Amin’ny Faran’ny Tany

Anisan’ny tena mahatonga ny olona eran-tany hahafantatra ny fahamarinana ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada. Ho hitanao ato amin’ity video ity ny fampiofanana misionera hitory ny vaovao tsara hatrany amin’ny faran’ny tany.