Hijery ny anatiny

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY? (TARI-DALANA)

Ho Tena Akaiky An’Andriamanitra Ianao Raha Atao Batisa (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 18, ity tari-dalana ity.

Nahoana no tokony hatao batisa ny Kristianina, ary nahoana izy no te hatao batisa? Diniho izay lazain’ny Baiboly.