Hijery ny anatiny

Teo Amin’ny Pejy Fandraisana Tato ho Ato

 

Inona no Mety, dia Inona no Tsy Mety?

Ahoana no ahalalanao an’izay mety sy tsy mety? Misy tari-dalana azonao itokisana ve?

 

Miahy ny Vehivavy ve Andriamanitra?

Hanampy anao hilamin-tsaina ny valin’izany, raha misy mampijaly ianao na iharan’ny tsy rariny satria hoe vehivavy.

 

Vahaolana ve ny Mitokona?

Mety hampisy fiovana ny fitokonana. Vahaolana amin’ny tsy rariny sy ny kolikoly ary ny fampahoriana ve anefa izy io?

Afaka Mampahery Anao ve ny Baiboly?

Misy andinin-teny be dia be efa nampahery olona niatrika zava-tsarotra sy kivy ao amin’ny Baiboly.

Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly?

Misy valiny mampahery sy mahafa-po ao amin’ny Baiboly.

Mbola Zava-dehibe ve ny Marina?

Mba misy ihany ve ny atao hoe marina? Raha izany, dia aiza no hahitanao an’izany?

 

Inona no Mila Ataoko mba ho Sambatra Aho?

Afaka manampy anao ny fampianarana Baiboly maimaim-poana ataonay.

 

Rahoviana no Hitsahatra ny Ady? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Kely sisa dia hifarana ny ady rehetra. Hazavain’ny Baiboly hoe ahoana no hahatanterahan’izany.

Fahasalamana ho An’ny Rehetra: Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Ho hitanao ato hoe inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hamahana ny olana ara-pahasalamana, ka ho salama tsara daholo ny olona.

Niova ve ny Baiboly?

Efa nisy hatramin’ny ela be ny Baiboly. Nahoana anefa isika no matoky hoe marina tsara izy io fa tsy niova?

Any Israely ve no Hanomboka ny Aramagedona?

Inona no lazain’ny Baiboly?

 

Tsy dia Hanirery Loatra Ianao Raha Manampy ny Hafa

Afaka manampy anao ny torohevitry ny Baiboly.

 

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Miparitaka be ny vaovao amboamboarina sy ny tatitra diso ary ny tsaho tsy marim-pototra, ka mety hisy vokany ratsy aminao.

Mbola ho Foana ve ny Fampihorohoroana Indray Andro Any?

Inona no ampanantenain’ny Baiboly?

 

Inona no Dikan’ny hoe “Samaritanina Tsara Fanahy”?

Jereo ny niandohan’io fomba fiteny io sy ny dikany.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Paka?

Ahoana no niandohan’ireo fombafomba fanaon’ny olona rehefa Paka?

Mandraisa Soa avy Amin’ny Sorona Nataon’i Jesosy

Misy zavatra roa lehibe azonao atao.

 

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Heloka Bevava

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika?

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Fahantrana

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika?

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Ady

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika?