Hijery ny anatiny

26 MEY 2023
VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #4

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #4

Resahin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana, ato amin’ity vaovao ity, hoe efa tsy andrintsika ny hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra mivantana. Resahiny ato koa hoe ahoana no anampian’i Jehovah antsika tsy hivadika.