Miverena Amin’i Jehovah

Mitady an’izay ondriny very i Jehovah ary manasa anao hiverina aminy.

Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana

Manasa an’ireo niala tamin’ny fahamarinana mba hiverina amin’i Jehovah ny Filan-kevi-pitantanana ato amin’ity taratasy ity.

FIZARANA 1

“Ny Very Hotadiaviko”

Mihevitra ve i Jehovah fa tsy misy antenaina intsony ny amin’izay ondry very?

FIZARANA 2

Miady Saina: “Voageja Amin’ny Lafiny Rehetra”

Kivy ve ianao fa tsy mahavita manompo an’i Jehovah hoatran’ny taloha intsony? Misy hevitra iray hampahery anao ato.

FIZARANA 3

Nisy Nanafintohina: “Manana Antony Hitarainana”

Diniho ny toro lalana ara-baiboly telo afaka manampy anao raha nisy mpiara-manompo nanafintohina anao.

FIZARANA 4

Manamelo-tena: “Diovy Aho ho Afaka Amin’ny Fahotako”

Inona no azonao atao mba hampahadio ny feon’ny fieritreretanao ka hanamaivamaivana anao?

FIZARANA 5

‘Miverena Amin’ilay Mpiandry sy Mpiandraikitra Anao’

Inona no tokony hataoko voalohany raha te hiverina amin’i Jehovah aho? Ahoana no handraisan’ny fiangonana ahy?

Famaranana

Efa nisy fotoana ve ianao nanembona ny fiarahana nahafinaritra tamin’ny vahoakan’i Jehovah?