Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Hazavao ny Fanoharana

1. Iza no antsoina hoe “Zanak’olona”, ao amin’ny Matio 25:31-46?

Vakio ny Matio 16:13-17.

․․․․․․

2. Ahoana no ahafantarana hoe iza no ondry na osy?

․․․․․․

3. Inona no hitranga amin’ny ondry sy ny osy?

․․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Iza no tena tiana horesahina amin’ilay hoe “rahalahiko”? Ahoana no hanampianao azy ireo?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 3 Inona no lazain’ny mpaneso, amin’ny andro farany? 2 Petera 3:․․․

PEJY 7 Rahoviana no ho tonga ny fandringanana tampoka? 1 Tesalonianina 5:․․․

PEJY 20 Nahoana ny loham-pianakaviana no tokony hamelona ny ankohonany? 1 Timoty 5:․․․

PEJY 28 Tokony haniry hanao inona isika, amin’ny zava-drehetra? Hebreo 13:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eo ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

4. ․․․․․

Dadaben’i Abrahama aho.

Vakio ny Genesisy 11:24-26.

5. ․․․․․

Niala tao Ora niaraka tamin’ny fianakaviako aho, ary nankany Kanana.

Vakio ny Genesisy 11:31.

6. ․․․․․

Novan’i Jehovah ny anarako, satria nilaza izy fa “ho rain’ny firenena maro” aho.

Vakio ny Genesisy 17:5.

▪ Valiny, pejy 19

VALIN’NY PEJY 31

1. Jesosy.

2. Ny fomba hitondrany ireo rahalahin’i Jesosy ara-panahy.

3. Ny ondry mahazo fiainana mandrakizay; ny osy mankany amin’ny fandringanana mandrakizay.

4. Nahora.—Lioka 3:34.

5. Tera.—Lioka 3:34.

6. Abrahama.—Lioka 3:34.