MIFOHAZA! Septambra 2012 | Ahoana no Andraisan-tsoa Amin’ny Fianarana?

Te handray soa kokoa amin’ny fianarana ve ianao? Misy fomba dimy hanampy anao ato.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mahaliana ny Olona ny Fara Andro

Betsaka ny tombantombana momba ny fara andro. Tena marina ve izy ireny?

MATOAN-DAHATSORATRA

Maro no Matahotra Fara Andro

Ireto misy loza enina atahoran’ny olona hitranga, ka handripaka ny olona ao amin’ny faritra iray.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mety Tsy ho Araka ny Ieritreretanao Azy ny Fara Andro

Hisy fiovana lehibe, hoy ny Baiboly. Inona izany?

MANONTANY NY TANORA

Hanao Ahoana re ny Fiainako Rehefa Manambady Aho E?—Fizarana 1

Inona no tombontsoa ananan’ireo manambady sy ny olana mety hatrehiny?

Tanteraka ny Faminanian’ny Baiboly—Fizarana 5

Nitory ny ‘vaovao tsara’ foana i Jesosy. Nitsahatra ve izany rehefa maty izy?

Toeram-pijerem-biby Ankehitriny

Inona avy no hita any amin’ny toeram-pijerem-biby ankehitriny? Ahoana no iarovan’izy ireny ny biby?

NISY NAMORONA VE?

Ny Fahaizan’ny Andian-trondro

Hahay hampihena ny lozam-piarakodia ve isika raha mandinika ny fahaizan’ny andian-trondro?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Tsy Maintsy Manaraka Fivavahana Iray ve Ianao?

Maro izao no tsy mandeha miangona intsony. Nahoana? Ahoana no tian’Andriamanitra hivavahana aminy?

Mpitsabo Tena Nahay

Ho hitanao ato fa nandova ny zavatra hitan’ireo mpitsabo tena nahay fahiny, toa an’i Avicenne, ny mpitsabo ankehitriny.

Fomba Fitsaboana Tsy Ampiasana Ra

Vakio ato ny tenin’ireo dokotera avy any amin’ny tany 40 mahery, momba ny fitsaboana tsy ampiasana ra.

Topy Maso Eran-tany

Ho hitanao ato: Mitsabo tena any Azia, manenjika bitro roa, setro-tsigara, matin’ny horohoron-tany, ary olona mamono tena any Rosia.

Voankazo Ahavitan-javatra Maro

Azo hanina, anaovana ranom-boankazo, ary azo akana menaka ny voasarimakirana. Fantaro ny mombamomba azy io.

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Dinihina amin’ity volana ity: Boka nahay nisaotra, Mosesy, Vavolombelon’i Jehovah eto Madagasikara.