MIFOHAZA! Febroary 2015 | Mbola Mandaitra ve ny Torohevitry ny Baiboly?

Ireto misy torohevitra efatra omen’ny Baiboly, ary manaporofo fa mbola azo ampiharina tsara izy io amin’izao fotoana izao.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mbola Mandaitra ve ny Torohevitry ny Baiboly?

Naditra be i Hilton, ary niala tao an-tranony. Nihevitra ny ray aman-dreniny fa tsy hiova intsony izy. Niverina anefa izy afaka 12 taona, ary niova be mihitsy. Nahoana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Manaova ny Marina Foana

Afaka nahazo vola be kokoa i Raquel raha nandray tsolotra. Zavatra hafa anefa no sarobidy aminy kokoa, ka tsy nety nanao an’izany izy.

MATOAN-DAHATSORATRA

Aza Mora Tezitra

Mpiady aman’olona sy mora tezitra ny lehilahy iray atao hoe Cassius, nefa niova be tatỳ aoriana. Inona no nanova azy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hajao ny Vadinao

Tonga saina ny vehivavy iray hoe tena mila manaja ny vadiny izy. Ho avotra ihany ve ny tokantranony?

MATOAN-DAHATSORATRA

Manehoa Fitiavana

Miresaka betsaka momba ny fitiavana ny Baiboly, kanefa tsy ilay fitiavana eo amin’ny lehilahy sy vehivavy no tena lazainy.

TOPY MASO ERAN-TANY

Maresaka Momba ny Fahasalamana

Hita fa marina ny torohevitry ny Baiboly momba ny fahasalamana, raha ny vaovao tato ho ato no jerena.

Miaro Anao ny Fahendrena

Inona no dikan’ilay ohabolana ao amin’ny Baiboly hoe: “Ny harenan’ny manankarena no mahavotra ny ainy, fa ny mahantra kosa [tsy misy mandrahona akory]”?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Raha Manontany Momba ny Olona Maty ny Zanakao

Torohevitra efatra hanampy anao hamaly ny fanontaniany sy hanome toky azy raha sendra misy havana maty.

FANADINADINANA

Nahoana Izy no Niala Tsy ho Pretra?

Mitantara izay nataony i Antonio Della Gatta, mba hifandraisana akaiky amin’Andriamanitra.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Ny Mesia

Nilaza mialoha ny Baiboly fa ho any an-danitra i Jesosy rehefa hatsangana amin’ny maty. Aorian’izay izy, vao hamita an’ilay asany faharoa.

NISY NAMORONA VE?

Ny Tendron’ny Elatry ny Voromahery

Naka tahaka azy io ny mpanamboatra fiaramanidina, ka nihena 7 600 tapitrisa litatra ny solika lany isan-taona.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mbà Fetsifetsy Amin’ny Internet!

Mahafinaritra ny mifanerasera amin’ny namana ao amin’ny Internet, nefa na izany aza tandremo sao midi-kizo!

Mahasambatra ny Manome

Misy fomba maro azonao atao mba hanaovana fanomezana ho an’ny hafa. Inona ohatra?