MIFOHAZA! No. 5 2016 | Tena Nisy ve i Jesosy?

Misy porofo ara-tantara ve hoe tena nisy izy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tena Nisy ve i Jesosy?

Inona no nolazain’ny manam-pahaizana fahiny sy ankehitriny momba izany?

TOPY MASO ERAN-TANY

Maresaka Momba An’ireo Tanin’i Amerika

Anisan’ny olana atrehin’ny olona any amin’ireo tanin’i Amerika ny adin-tsaina sy ny herisetra. Afaka manampy ve ny zavatra resahin’ny Baiboly?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana no Iresahanao Momba ny Firaisana Amin’ny Zanakao?

Mbola kely izao ny ankizy dia efa mahare resaka momba ny firaisana. Inona no tokony ho fantatrao sy azonao atao mba hiarovana ny zanakao?

Ilay Singa Mahavariana

Io no singa ilaina indrindra eo amin’ny fiainana. Inona izy io, ary nahoana izy io no tena ilaina?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fahaiza-mankasitraka

Mandray soa maro ny olona mahay mankasitraka. Inona àry no hanampy anao hanana an’io toe-tsaina io?

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Aristote

Nisy vokany lehibe teo amin’ny fampianaran’ny Fivavahana Milaza Azy ho Kristianina ny hevitr’io filozofa fahiny io.

“Hafakely Ilay Fomba Fampianatra!”

Mahaliana an’ireo mpampianatra sy mpanabe ary olon-kafa ireo video ato amin’ny jw.org.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mahaiza Mankasitraka

Inona no azonao atao mba hisaorana ny olona nanao zavatra ho anao?