NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 3 2016 | Nidonam-pahoriana ve Ianao?

Tsy misy afa-miala amin’ny voka-dratsin’ny fahafatesana isika. Inona àry no azontsika atao raha nisy namana na havantsika maty?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nidonam-pahoriana ve Ianao?

Nidonam-pahoriana ve ianao? Inona no azonao atao mba hizakana ny alahelo? Mbola ho velona indray ve ireo havantsika efa maty?

MATOAN-DAHATSORATRA

Diso ve Ianao Raha Malahelo Be?

Inona no azonao atao raha misy olona mieritreritra fa tafahoatra loatra ny alahelonao?

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Hanampy Anao Hizaka ny Alahelonao?

Misy torohevitra afaka manampy anao hizaka ny alahelonao ao amin’ny Baiboly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ampaherezo Ireo Nidonam-pahoriana

Tsy voatery ho fantatsika ny zavatra tena ilain’ny olona nidonam-pahoriana, na dia namantsika be aza izy.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ho Velona Indray ny Maty!

Tena ho tanteraka tokoa ve ny fampanantenan’ny Baiboly?

Fantatrao Ve?

Iza no rain’i Josefa? Inona no karazana lamba sy loko fandokoana lamba nisy taloha?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Lasa Nahay Nanaja Tena sy Nanaja Vehivavy Aho

Nanova tanteraka ny fiainan’i Joseph Ehrenbogen ny zavatra novakiny tao amin’ny Baiboly.

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“Vonona Handeha Aho”

Nanam-pinoana i Rebeka sady nanana toetra tsara hafa koa.

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Tsy mety ve ny manonona ny anaran’Andriamanitra?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Nahoana ny Olona no Maty?

Mampahery antsika ny valiny omen’ny Baiboly, sady manome fanantenana.