Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Efa Noeritreretinao ve Izao?

Efa Noeritreretinao ve Izao?
  • Nahoana no be dia be ny olana eto an-tany?

  • Ahoana no hahitanao torohevitra hiatrehana ny olana eo amin’ny fiainana?

  • Miahy anao manokana ve Andriamanitra?​—1 Petera 5:6, 7.

  • Inona no hanampy anao hahafantatra kokoa an’Andriamanitra sy ny sitrapony?

Olona an-tapitrisany no nahita valiny mahafa-po amin’ireo fanontaniana ireo, rehefa nianatra ny Soratra Masina. Nahoana raha manao hoatr’azy ireo koa?

Misy fanazavana fanampiny ao amin’ilay bokikely hoe Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana. Raha te hahazo azy io maimaim-poana ianao dia manorata any amin’ny mpampanonta an’ity gazety ity. Azonao vakina ao amin’ny www.ps8318.com/mg koa izy io.