Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Handray Soa Ianao Raha Mahalala ny Marina

Handray Soa Ianao Raha Mahalala ny Marina

Tsy mahay mandainga Andriamanitra. Mampanantena izy fa afaka ny hahazo “fiainana mandrakizay” ianao.​—Jaona 3:16.

INONA NO TOKONY HATAONAO?

Mianatra ny Baiboly ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany, mba hahalalana ny marina. Tena mandray soa izy ireo noho izany. Ho faly izy ireo hiresaka aminao an’izay zavatra nianarany.

Te hahafantatra bebe kokoa momba ny fahamarinana ao aminʼny Baiboly ve ianao? Jereo ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy io, ary azo alaina ao amin’ny www.ps8318.com.