NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 5 2016 | Iza no Tena Afaka Mampionona Anao?

Mila fampiononana isika rehetra, indrindra rehefa tojo zava-manahirana. Resahin’​ity gazety ity ny fomba ampiononan’​Andriamanitra ny olona miatrika olana.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mila Mpampionona Isika Rehetra

Iza no tena afaka mampionona anao raha nidonam-pahoriana ianao, na marary mafy, na nisara-panambadiana, na very asa?

MATOAN-DAHATSORATRA

Afaka Mampionona Antsika Andriamanitra

Fomba efatra ampiononan’​Andriamanitra an’​ireo mijaly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Rahoviana Isika no Mila Mpampionona?

Ho hitanao ato fa nisy olona nahazo fampiononana tamin’​ny fotoana tena nilany an’​izany.

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“An’​i Jehovah ny Ady”

Nahoana i Davida no afaka nandresy an’​i Goliata? Inona no azontsika ianarana avy amin’​ny tantaran’​i Davida?

Tena Nisy ve ny Adin’​i Davida sy Goliata?

Misalasala ny mpanao tsikera raha tena nisy io tantara io na tsia. Mitombina ve ny ahiahin’​izy ireo?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Tezi-dava Aho Sady Nahery Setra

Te hiala tamin’​ny toetra ratsiny ny tovolahy meksikanina iray mpiady an-dalambe. Nahoana?

Inona ny Fanjakan’​Andriamanitra?

Samy manana ny heviny momba ny Fanjakan’Andriamanitra ny olona. Inona anefa no tena resahin’ny Soratra Masina? Mety ho gaga ianao hahita ny valin’io fanontaniana io.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Hamaly ny Vavaka Ataoko ve Andriamanitra?

Arakaraka izay ataonao ihany no hahatonga an’Andriamanitra hihaino ny vavaka ataonao na tsia.