NY TILIKAMBO FIAMBENANA Desambra 2012 | Zavatra Tsara Kokoa Noho ny Krismasy

Araka ny hevitrao, inona no tokony ho tsapan’ny olona rehefa Krismasy? Misy zavatra tsara kokoa noho izany ve?

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Tsapanao Rehefa Krismasy?

Tena ilaina ny miaraka amin’ny fianakaviana sy namana, ny manampy ny sahirana, ary ny mahatsiaro an’i Jesosy Kristy. Iza amin’ireo no zava-dehibe indrindra?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mahatsiaro An’i Jesosy Kristy

Inona ny fomba tsara indrindra azo atao mba hanomezana voninahitra an’i Jesosy sy hahatsiarovana azy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Manolotra Fanomezana

Vao mainka mampiady saina, fa tsy mahasambatra ny manomana fanomezana amin’ny Krismasy. Inona no toro lalan’ny Baiboly momba izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Manampy ny Sahirana

Milaza ny Baiboly fa tokony ho tsara fanahy amin’ny hafa isika mandavantaona. Inona no toro lalan’ny Baiboly hanampy antsika hanao izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Miaraka Amin’ny Fianakaviana

Tsy andrin’ny fianakaviana maro ny ho tafaraka sy hankafy fotoana mahafinaritra rehefa Krismasy. Inona koa no olana amin’izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

‘Fiadanana eo Amin’ny Olona Ankasitrahany’

Inona no manampy ny mpanara-dia an’i Jesosy mba hihavana tsara foana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Misy Zavatra Tsara Kokoa Noho ny Krismasy

Kristianina an-tapitrisany no tsy manao Krismasy. Mahatsiaro ho matiantoka ve izy ireo?

MANONTANY NY MPAMAKY

Nahoana ny Olona Sasany no Tsy Manao Krismasy?

Olona an-tapitrisany no tsy manao Krismasy. Nahoana? Misy antony efatra resahin’ity lahatsoratra ity.

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

Ao Anaty “Boky Fahatsiarovana” ve ny Anaranao?

Inona ilay boky fahatsiarovana ary inona no tokony hataonao mba ho voasoratra ao ny anaranao?

TANTARAM-PIAINANA

Tsara Fiafara Ihany ny Fiainako!

Nampijalina i Maria Kilin ary nogadraina, nefa tafavoaka velona ihany. Nahalala ny marina tao amin’ny Baiboly izy taorian’izay ka lasa sambatra.

IANARO NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nahoana Andriamanitra no Naniraka An’i Jesosy Tetỳ An-tany?

Nahoana i Jesosy no nanketỳ an-tany ary inona no soa azontsika amin’izany hatramin’izao?

Mino ve Ianao fa Efa Nisy Taloha?

Be dia be no mino fa efa nisy izy taloha. Inona no lazain’ny Baiboly momba izany fampianarana izany?

Fantatrao Ve?

Misy dikany be ve izany hoe very vola drakma iray izany taloha, ary inona no tian’i Jesosy holazaina tamin’ny hoe sira matsatso?

Fa Inona àry ity Nataoko!

Nianatra tenin’ny tanana ny misionera iray any Bénin mba hanampiana ny marenina any hifandray tsara amin’Andriamanitra.

Ny Makiazy Fahiny

Inona no nataon’ny vehivavy fahiny mba hanatsarana ny bikany sy ny tarehiny?

“Tsy Mandainga ny Tantara”

An-jatony ny Vavolombelon’i Jehovah noterena hiala tany Estonia tamin’ny 1 Aprily 1951, ary natao sesitany tany Siberia. Nahoana?

AMPIANARO NY ZANAKAO

Nanompo An’i Jehovah Foana i Jotama na Nisy Olana Aza tao An-tranony

Inona no hanampy anao hifandray foana amin’Andriamanitra, na dia tsy manompo azy aza ny dada sy mamanao?