NY TILIKAMBO FIAMBENANA Martsa 2013 | Mahasoa Anao ve ny Nitsanganan’i Jesosy Tamin’ny Maty

Mahasoa anao amin’izao ve ny nitsanganan’i Jesosy tamin’ny maty

MATOAN-DAHATSORATRA

Natsangana Tamin’ny Maty Tokoa ve i Jesosy?

Fototry ny fampianaran’ny Baiboly ny fitsanganan’i Jesosy tamin’ny maty. Tokony hofantarintsika àry hoe tena natsangana tokoa ve izy.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mitondra Soa Mandrakizay ny Nitsanganan’i Jesosy!

Alao sary an-tsaina hoe hiaina mandrakizay isika sady tsy hisy intsony ny aretina sy fijaliana ary alahelo!

Fantatrao Ve?

Ahoana no nikarakarana faty teo amin’ny Jiosy fahiny? Ny fanaon’ny Jiosy ve no narahina rehefa nandevina an’i Jesosy?

MANONTANY NY MPAMAKY

Fiainana any An-danitra ve no Nampanantenain’i Jesosy An’ilay Jiolahy?

Nampanantena an’ilay jiolahy i Jesosy hoe: “Hiaraka amiko any amin’ny Paradisa ianao.” Inona no tian’i Jesosy holazaina?

TANTARAM-PIAINANA

“Hitako Izany, Nefa Tsy Azoko ny Heviny”

Nijaly be i Olivier satria marenina. Ahoana anefa no nanampian’i Jehovah azy?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

“Inona no Voalohany Amin’ny Didy Rehetra?”

Teny iray monja dia efa mahalaza ny zavatra takin’Andriamanitra amintsika.

AMPIANARO NY ZANAKAO

Nandainga i Petera sy Ananiasy: Inona no Ianarantsika avy Amin’izany?

Nahoana no navelan’Andriamanitra i Petera fa i Ananiasy tsy navelany, nefa samy nandainga izy ireo?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Nahoana i Jesosy no antsoina hoe Zanak’Andriamanitra? Oviana izy no noforonina?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Kristianina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe nahoana izahay no tsy mitovy amin’ny fivavahana hafa antsoina hoe Kristianina.