Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Inona ny Fanjakan’Andriamanitra? (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 8, ity tari-dalana fianarana ity.

Diniho hoe nahoana ireo mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra no mahafeno fepetra hitondra. Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ireo fanontaniana ao.