Hijery ny anatiny

INONA MARINA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY? (TARI-DALANA)

Miandania Amin’ny Fivavahana Marina (Fizarana 2)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 16, ity tari-dalana ity.

Tokony hanery ny olon-kafa hanaiky an’izay inoany ve ny Kristianina? Tokony hahay handanjalanja ianao rehefa manazava ny zavatra inoanao. Ahoana àry no hanaovanao izany?