Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Ny Vidim-panavotana no Fanomezana Lehibe Indrindra Nomen’Andriamanitra (Fizarana 1)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 5, ity tari-dalana fianarana ity.

Fantaro hoe nahoana no ilaina ny vidim-panavotana, ary inona no vokatr’izy io eo amin’ny olombelona mankatò? Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ny fanontaniana ao.