Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Teny Fampidirana

Teny Fampidirana

Efa Noeritreretinao ve Izao:

  • Inona no marina momba an’Andriamanitra?

  • Ahoana no hatao mba hananana tokantrano sambatra?

  • Nahoana no maro be ny zava-manahirana eto an-tany?

  • Nahoana Andriamanitra no mamela ny fijaliana hisy?

  • Nahoana Andriamanitra no namorona ny tany?

  • Aiza no misy ny maty?

  • Misy vokany eo amin’ny fiainantsika ve ny anjely?

  • Ahoana no hahatonga anao ho akaiky kokoa an’Andriamanitra?

Nahita valiny mahafa-po amin’ireo fanontaniana ireo ny olona an-tapitrisany, rehefa nianatra ny Soratra Masina. Nahoana raha manao toy izany koa?

Misy fanontanianao ve? Midira ao amin’ny www.ps8318.com/mg. Azonao atao koa ny mifandray amin’ny Vavolombelon’i Jehovah.