NY TILIKAMBO FIAMBENANA Novambra 2009

MATOAN-DAHATSORATRA

Ny Niavian’ireo Hevi-diso Ara-pivavahana

Mifanaraka amin’ny Baiboly ve ny zavatra nampianarin’ny Kristianina sasany fahiny, izay nalainy avy tamin’ny filozofia grika?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hevi-diso 1: Tsy Mety Maty ny Fanahy

Inona no ampianarin’ny Baiboly momba ny fanahy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hevi-diso 2: Ampijalina any Amin’ny Afobe ny Ratsy Fanahy

Andriamanitra be fitiavana ve dia hampijalijaly olona mandrakizay any amin’ny afobe?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hevi-diso 3: Mankany An-danitra Daholo ny Tsara Fanahy

Ho any an-danitra ve ny ankamaroan’ny tsara fanahy sa hijanona etỳ an-tany ihany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hevi-diso 4: Telo Izay Iray Andriamanitra

Fa nahoana no tsy misy teny hoe Andriamanitra tokana olona telo mihitsy ao amin’ny Baiboly?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hevi-diso 5: Renin’Andriamanitra i Maria

Nahoana ny olona no lasa mivavaka amin’i Maria, ary inona no lazain’ny Baiboly momba an’i Maria?

MATOAN-DAHATSORATRA

Hevi-diso 6: Ankasitrahan’Andriamanitra ny Fampiasana Sary Masina

Nahoana ny apostoly Jaona no nampitandrina ny Kristianina mba tsy hivavaka amin’ny sampy?

TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA

Marary ve ny Vadinao?

Misy soso-kevitra telo hanampy anao ato, raha manana aretina mitaiza ny vadinao.

Mahagaga fa Mbola Misy Hatramin’izao ny Baiboly

Betsaka no niezaka nanafoana ny Baiboly, nefa mbola misy foana izy io hatramin’izao. Nahoana?