NY TILIKAMBO FIAMBENANA Novambra 2013 | Inona avy Ireo Lainga Momba An’Andriamanitra?

Lasa tsy tian’ny olona Andriamanitra sady heveriny hoe tsy miraharaha azy, noho ny lainga aelin’ny fivavahana. Ahoana no ahalalantsika fa tsy lozabe izy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tsy Tian’ny Olona Andriamanitra

Tsy mahatsiaro ho akaiky an’Andriamanitra ve ianao? Tsy mahate ho tia ve izy? Vakio ato hoe nahoana no misy Kristianina mieritreritra an’izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Lainga 1: Tsy Manana Anarana Andriamanitra

Tena azo fantarina sy ampiasaina ve ny anaran’Andriamanitra? Nahoana izany no ilaina fantarina?

MATOAN-DAHATSORATRA

Lainga 2: Mistery Andriamanitra

Misakana anao tsy hahalala sy ho tia an’Andriamanitra ny fampianarana hoe telo izay iray izy. Afaka ny ho tena tia olona iray tsy azo fantarina ve ianao?

MATOAN-DAHATSORATRA

Lainga 3: Lozabe Andriamanitra

Maro no mino fa sazin’Andriamanitra mandrakizay ny mpanota. Ratsy fanahy toy izany ve izy? Inona no tena mitranga rehefa maty ny olona?

MATOAN-DAHATSORATRA

Manafaka Anao ny Marina

Inona no nolazain’i Jesosy fa fomba ahalalana raha marina ny fampianaran’ny fivavahana iray na tsia?

TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA

Miezaha mba Tsy Hifamaly Rehefa Miresaka Amin’ny Zanakao

Vao miezaka hanana ny maha izy azy ny zanakao ary tsara raha avela haneho ny heviny izy. Ahoana no azonao anampiana azy?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

Ilay “Mpamaly Soa An’izay Mitady Mafy Azy”

Finoana manao ahoana no mampifaly an’i Jehovah? Inona no valisoa omeny ny mpanompony tsy mivadika?

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

‘Nambara ho Marina Izy Noho Izay Nataony’

Nahoana ny tantaran’i Rahaba no mampiseho fa sarobidy amin’i Jehovah isika rehetra? Inona no ianarantsika avy amin’ny finoany?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Mankany an-danitra ve ny tsara fanahy rehetra? Fantaro izay lazain’ny Baiboly.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mino ve ny Vavolombelon’i Jehovah fa ny Fivavahany Ihany no Marina?

Nilaza ve i Jesosy fa be dia be ny lalana hahazoana famonjena?