Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Isaorako Ianao

Isaorako Ianao

Haka:

  1. 1. Raha toa tsy hita intsony

    ’Zay mba hampitony,

    Dia mihaino ianao.

    Isaorako ianao.

  2. 2. ’Zay hitranga androany

    Mafimafy ihany,

    Fa eo ianao.

    Isaorako ianao.

  3. 3. Izahay tsy hanahy na inona hitranga.

    Fa ianao tsy handao an’izay

    Matoky anao amin’ny fo.

  4. 4. Omeo fiadanan-tsaina,

    Fa mihatra aman’aina.

    Tsy hanary ianao.

    Isaorako ianao.

  5. 5. Tsy hafoinao ’zay tsy mahafoy anao.

    Tia foana ianao. Isaorako ianao.